Mifindra toerana Ingahy Pou.(Hao)
Voambolana sarotra
Ny fiainana (ny fisiana), volon-doha, miaina (mitroka), fiainan’ny mpanana , fonenana, maimbo (mantsina), azo aleha, mamely, mangidihidy, ho any an-danitra, manasa (inviter), lohan’ny mpanjaka, sola
Fanontaniana apetraka
- Iza no mipetraka amin’ny volon’ilay zazavavy kely?
- Inona no maha saro-piaro ny hao?
- Inona no nofinofin’i Ingahy Pou?
- Inona ny drafitra hataon’Ingahy Pou hiakatra hatrany amin’ny lohan’ny mpanjaka?
- Fa maninona Ingahy Pou no mitandrina mafy mba tsy hidona amin’ny vavahady ?
- Rahoviana Ingahy Pou no misafidy ny hitsambikina eny amin’ny mpanjaka ?
- Inona no mahafinaritra an’Ingahy Pou rehefa tonga eo amin’ny mpanjaka izy?
- Inona no tian’Ingahy Pou hatao rehefa matory ny mpanjaka ary nahoana?
- Inona ny fahitan’Ingahy Pou manoloana ny loza?
- Maninona no mampatahotra an’i Ingahy Pou ny tsy fisian’ny volo eo amin’ny lohan’ny mpanjaka?I
- nona no eritreretin’i Ingahy Pou momba ny heviny hoe handeha ho any amin’ny mpanjaka?
Leave a Reply