Afaka mihaino sy mamaky ny lahatsoratra ny zanakao ary koa afaka mitahiry amin’ny oronan-peo.

Omena torolalana i voadika izy, afaka manampy azy ianao.

Ny fanontaniana mifandraika amin’ny lahatsoratra dia adika ihany koa. Izany dia ahafahanao mifampiresaka amin’ny zanakao amin’ny fiteny izay mahavantana anao indrindra.

Ireo fifanakalozana ireo dia manampy ny zanakao hahita ny valiny ary mahatakatra ny lahatsoratra.

Azonao atao koa ny mametraka fanontaniana hahafahana miresaka lohahevitra hafa mifandray amin’ireo lahatsoratra.

Ohatra ny lahatsoratra momba ny koala dia fomba iray hifanankalozana amin’ny zanakao momba ny biby, ireo izay tiany, ireo izay efa fantany, ny sakafo fihinany, ny toerana fonenany, sns…