Mamba mandehandeha
Voambolana sarotra
Mitsindroka, ny mpiaro, fijanonana, kojakoja, vehivavy avy any Tahiti, olona avy any Mexique, olona avy any Ecosse, esquimau.
Fanontaniana apetraka
- Iza i Nino ?
- Inona no tadiavin’ny tantsaha momba an’i Nino?
- iza no mamonjy an’i Nino?
- Aiza no hitondran’ny vorona (mouettes) an’i Nino?
- Inona no atahoran’i Nino rehefa mahita azy ny kapiten-tsambo?
- Lasa inona izany i Nino ?
- Inona no raisiny isaky ny fijanona?
- Manao ahoana i Nino miaraka amin’ireo fanomezana rehetra ireo?
- inona no ataony eny ambony sambo?
- Aiza i Nino tamin’ny andro fitsingerenan’ny nahaterahany ?
- Iza no eo amin’ny toerany any an-tsaha?
- Fa maninona no tsy mandeha mitety-tany i Nino?
- Fa maninona izy no mijanona ao amin’ny tovovavy mamba?
Leave a Reply