NY TOUR EIFFEL
Voambolana sarotra
Tilikambo, amin’ny zotom-po, sary, foarabe eran-tany, failazana momba ny toetrandro (haitoertrandro), toeram-pitsangatsanganana, fanazavan’ny tilikambo, famirapiratana, fanoroan-dalan-tsambo miodikodina, fiakarana mandreraka (manempotra).
Fanontaniana apetraka
- Inona no ambara amin’ity rindran-teny ity ?
- Iza no mamangy an’io tilikambo io ?
- Iza no manome fanazavana ho an’ireto ankizy anankiroa ?
- Arakany voasoratra, inona no teny am-piasan’ny rain’i Léa entiny manazava fa ny tilikambo dia Tena fantatra eran-tany ?
- Iza no nanan-kevitra nanorina io tilikambo io ?
- Tamina inona no nanamboarana ny Tour Eiffel ?
- Nahoana no tsy noravana ny Tour Eiffel arakany noheverana azy ?
- Inona ireo fomba anankiroa iakarana eny amin’ny fara-tampony ? Inona no nofidian’i Léa ?
- Nahoana i Léa sy Jules no mirehareha rehefa tody eny an-tampony ?
- Inona no tazan’ny ankizy avy eny ambonin’ny tilikambo ?
- Maninona ny rain’i Léa no miangavy azy ireo hidina (hijotso) ?
- Iza no antsoina ho RAMATOABE, ?
Leave a Reply