Ny rajako sy ny fahamainana
Voambolana sarotra
Mianika, lohasaha, havoana, fahamainana.
Fanontaniana apetraka
- Inona no biby resahana amin’ity tantara ity?
- Inona no fanapahan-kevitry ny rajako kely teny am-boalohany?
- Ho aiza izy ?
- Inona no mahafaly ny rajako kely any Tirkol?
- Nefa toa misy zavatra tsy ampy ho azy, inona?
- Dia inona no ataony?
- Inona no fihetsiky voalohan’ny rajako ao Tirkol rehefa tonga ny rajako kely miaraka amin’ny namany?
- Iza no hendry noho ny hafa rehetra?
- Marina ve izy? Nahoana?
Leave a Reply