Tsy tia ny tenany i Pitane
Voambolana sarotra
Mitomany migogogogo, mitomany tsy aky ato, vombona (an’ny soavaly, na liona), rambo voloina, sisin’ny ala (moron’ny ala), endriny voajanahary, mananatra, mamporisika.
Fanontaniana apetraka
- Iza i Pitane ?
Maninona izy no mitomany ? - Manao ahoana izy izany ?
- Inona no hiriny ?
- Inona no torohevitrin’ny sakaizany amin’ny ataony?
- Iza no hanatanteraka ny fanirian’i Pitane?
- Inona no tadiavin’i Filoupin amin’i Pitane?
- Ahoana ny fihetsiky ny naman’i Pitane?
- Inona no tian’i Filoupin ho fantatr’i Pitane nandritra ny fitsangatsanganana?
- Ahoana ny fihetsik’i Pitane?
- Inona no nanaitra an’i Pitane rehefa nahita ny tarany tao anaty rano izy?
- Inona no nanontaniany an’i Filoupin tamin’izany ?
- Inona no torohevitr’i Filoupin tamin’ny Pitane amin’ny faran’ny tantara ?
- Maninona no gaga ny mpamboly rehefa nihaona tamin’i Pitane tany amin’ny toeram-piompiana tamin’ny fiafaran’ny tantara?
Leave a Reply