Ny sifotra

Voambolana sarotra

 Solon’ny sisy (Biby malemilemy), tandroka, mihemotra, ambony, miolakolaka, fototra. (zava maniry),

Hamandoana, matory ririnina, nangin’ny hazandrano, foy.

Fanontaniana apetraka

  • Fa maninona no milaza isika fa solon’ny sisy ny sifotra?
  • Inona avy ny faritra samihafa amin’ny vatan’ny sifotra
  • Aiza no misy ny masony ?
  • Manao ahoana ny endriny ?
  • Inona no haniny ?
  • Aiza izy no monina ?
  • Inona ny vanim-potoana tiany; fahavaratra rehefa mafana sy maina na fararano rehefa avy ny orana?
  • Fa maninona isika no tsy mahita sifotra amin’ny ririnina?
  • Ahoana ny fomba fiterahana?
  • Ahoana no hataonao amin’ny manaraka rehefa mahita sifotra?