Manana vahaolana foana i Sara
Voambolana sarotra
Saha, hazo mamokatra fihinam-boa, tanin’anana, mikatsaka, mandravaka, haon-kazo, mandraraka, bibikely manidina, olitra.
Fanontaniana apetraka
- Iza i Sara ?
- Iza no vangian’i Sara isaky ny alarobia ?
- Aiza no mipetraka ny raiben’i Sara ?
- Ahoana no nandaminana ny zaridaina ?
- Inona no ampahiny amin’ilay zaridaina no tian’ny reniben’i Sara ary nahoana ?
- Inona ireo harena entin’i Sara ho an’ny reniny isaky ny alarobia?
- Fa maninona ny dadaben’i Sara no mamoy fo?
- Inona no tsy eken’ny dadabeny hiady amin’ny haon-kazo ary maninona?
- Inona ny hevitr’i Sara momba ny fanavotana ny zaridaina?
- Aiza izy no hahita ny valiny amin’ny olan’ny dadabeny?
- Inona no sosokevitrin’ ny mpanao zaridaina eny amin’ny zaridainam-panjakana?
- Inona no asan’ny bibikely manidina ao amin’ny zaridainan’ny dadaben’i Sara?
- Iza ireo mpihinana gaigy ny haon-kazo ?
- Rehefa nifarana ny tantara dia nahavotra ny zaridainany i dadabe fa nahita zavatra hafa noho ny hevitr’i Sara, inona izany?
- iza no nahafahan’i dadabe nahita tsiky?
Leave a Reply