Voampanga, mitsangana !
Voambolana sarotra
Ny fotoana sarotra (manahirana),mijoro amin’ny fiainako aho,votsitra (dans le sens de recouvrir la liberté) na manambara (dans le sens de déclarer), didim-pitsarana, gaga, solon-tenan’ny mpitandro filaminana ,very hevitra, fanapahan-kevitra, mpitsara.
Fanontaniana apetraka
- Iza no miteny ?
- Iza no tonga ao (tao) amin’ny Totozy Kely ?
- Nanao inona tao amin’i Totozy Kely ny zandary ?
- Inona no nalain’izy ireo tao ary inona no antony ?
- Nentiny ho aiza (taiza) i Totozy Kely ?
- Taiza ilay Totozy Kely tamin’izy nitantara ny zavatra nitranga taminy ?
- Aiza ho aiza izao ny fitsarana ?
- Inona no niampangana an’i Totozy Kely ?
- Inona no nambarany ho fiarovana ?
- Naharitra hafiriana ny fitsarana ? Inona no fanapahan-kevira faran’ny mpitsara
Leave a Reply